Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > LES STYLES DE CERAMIQUES LOCALES DE LA PERIODE CLASSIQUE DE MOHELI (...)


  • LES STYLES DE CERAMIQUES LOCALES DE LA PERIODE CLASSIQUE DE MOHELI (XIVe·XIX- Siècle) PREMIERE RECONNAISSANCE
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Claude CHANUDET



    [MGA] Manampy ny mpikaroka ny rakltry ny ela malagasy ny fahafahana ny vokatry ny fikarohana tany Comores, Ny bika sy ny lovantsofina no niompanan ’ny fikarohana mombany bakoly tao Comores.Teo anelanelan’ny taon-jato 9-13 dia nitovitovy avo-koa ny karazana rakitra hita manerana ny nosy rehetra. Nanomboka tamin’ny faha -14 kosa dia nisy fiovana lehibe fa nanomboka nitobaka ireo bakoly isan·karazany avy tany Chine. Nifanindran-dalàna tamin ’ny fitomboana isan’ireotanàna madinikasy ny fametrahana rafi-pitondrana vaovao izany, Ary niavaka tamin ’ny fahatongavan’ny taranaka mpanjaka avy tany Yemen atsimokoaNisy tanàna haolo tao Mohéli izay azo lazaina amin’ny fandinihana ny rindrin·trano sy ireo rakitra tavela fa nonenanatany amin’ny taon-jato faha11-12 aloha, dia taty amin’ny faha 17-18 indray Ny fandalinana ireo zavatra ireo vita tamin’ny bakoly sy ireo karazana fitaovana voangona toy ny vilany,lovia siny sns. sy ireo karazana fitaovana dia nahafahana nanatsoaka endrika efatra samy hafa. Azo ampifandraisina amin’ny fikarohana vita teto Madagasikara ireo ary manampy tokoa amin’ny fampandrosoana ny asa fanadiha-diana ny rakitry ny ela izany .

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés