Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > LES ANCIENNES CULTURES DE L’ANDROY CENTRAL


  • LES ANCIENNES CULTURES DE L’ANDROY CENTRAL
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Georges HEURTEBIZE



    [MGA] Manomboka misarlka ny sàin ’ny mpanao fikarohana amin’ny arkeolojia ny faritra afovoan ’Androy ankehitriny. Fantatra izao fa nisy ambaratongan’olona maro nifandimby nipetraka tao : ny mponona tsy antandroy :1 - ireo izay nanana fomba tranainy indrindra (taonjato 8 ?) la karazana Beropitika - Androvontsy - Ankiliman-droho karazana Andranosoa - Andaro.. Antsolo . Amba-tomainty. 2- karazana Ampahijoloke
    3 - karazana Bekatrafay 4 - Faritra A sy B Antanandava - mpiompy bara ny mponina antandroy :6 - andiany voalohany (tapany faha - 2 tamin ’ny taonjatofaha -XIX) : mpanefy Tebekitro.mponina tao Vohipary. 7- mponina ankehitriny, valovotaka hatramin ’ity taonjato ity.Tsy azo ’lavina izany fa fisian ’ny mponina tao dia nitondra fiovana betsaka nefa dia mbola marony tokony ho fantarina momba ireo razam-betsy fanta-pihaviana.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés