Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > LA GLOTTOCHRONOLOGIE MALGACHE UNE MISE AU POINT


  • LA GLOTTOCHRONOLOGIE MALGACHE UNE MISE AU POINT
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Pierre VERIN



    [MGA] Tsy mijery velively ny fikarohana vitan ’ny mpanoratra hafa ny famintinana nataon’i Jean POIRIER.Fomba famipatahana tenv nafiteny iray fian-dohana no atao eto, ka mitarika fanisana sy fandaharana voambolana izany. Araka ny fandinihana vita hatramin’izao dia mitombina ihany ny fizaranay ny fitenim-paritra malagasy ho telo lehibe : ny Andrefana, ny Afovoany sy Atsinanana ary ny Avaratra izay ela indrindra sady hamafisin’ny tanàna haolo hita any ankehitriny izany. Sarotraihany anefa hoan’i Madagasikara ny fampifandraisana ny teny sy ny rakitry ny ela ... Tsy azo ampiasaina amln’ny fandinihana ny haivolana koa ny antsoina hoe" foko" Nisy fikarohana nataon’/ Gueunier nanantsoahany fa azo faritana amin’ny isa mlhitsy ny ampahany betsaka ifandraisan’ny fitenlm.parltra malagasy sasany amln’ny fitenlm-paritra any Mayotte. Manampy tokoa eo amln’ny fahalalanany tantara izany, nefa tokony hotohanana amln’ny arkeolojia, izay ataonay fa ny hany ahafahana mamantatrany taloha elan’ny Malagàsy .

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés