Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 9 , 1982 > UNE FOUILLE A AMBOHITRIKANJAKA EN 1979


  • UNE FOUILLE A AMBOHITRIKANJAKA EN 1979
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : David RASAMUEL



    [MGA] Eto Madagasikara dia ny tahirinkevitra sy ny lovan-tsofina notena loharano nifantohan’ ny asan’ny mpahay tantara. Nyarkeo-lojia anefa dia fomba siantifika iray azahoana mahafantatra bebekokoa sy lavidavitra kokoa ny lasa. Ambohitrikanjaka eo amin’ ny 15 km avaratra atsinanan ’Antananarivo - no toerana nanaovana fikarohana tamin’ ny 1979. Ambohitrikanjaka, izay toerana tsy misy mipetraka intsony ankehi-triny, ka na ny mponina manodidina an’ilay toèrana aza dia tsy mahafantatra velively, ny tantara sy ny zava-niseho teo fahiny. Ny fikarohana natao sy ny famakafakana ny zavatra voatahiry sy noraiketin’ ny nofon’ ny tany dia afahana milaza fa nisy mponina nifandimbindimby teo nanomboka tamin’ ny laran’ ny taonjatofaha-16 farafaharatsiny.. Nisy fotoana izay nahafoana tanteraka ny tanàna. Fa-tamin’ny taonjato faha-19 kosa vao tena nilaozan’.ny mponina tanteraka ity toerana ity. Hita amin’ izany fa manazava misimisy kokoa hatrany ny vanin-tantara fahagola sy ny« tamin’ ny tany gasy " ny arkeolojia.

    [ENG] Ambohitrikanjaka is situated some 15 Km north-east ofAntananarivo. lts location - in the inner part of the merina pla-teau - indicates its past imporJance. but it has nohitherto receivedthe attention it d serves !rom those interested in the history of Madagascar.For a long time, workers in this field were satisfied with an. ancienthiStory based ontraditional chronicles and the genealogiesthey contained. By means of stfatigraphical excavations and the.’ use of the sltcalled « carbon 14 » dating method, archaeologyis now in a goodposition for bringing to light new informationabout the ancientpeoplesof Madagascar.The high Merina plateaucontains hundreds of si(es ofancientvillages mostof which were fortified. One of them,Ambohitrikanjaka, deserves attention. The excavation carried out by the Musée d’Artet d’Archéo-ogie in 1979 produced. significant . results, leading thus io atentative historical reconstruction. The site seems to have beenoccupied trom the middle of the XV/th centuryat the latest to theXIXth centrjry. Present-dlJy peoples in the adjacent villages knownothingabout this period.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés