Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Sainte-Marie : quelques aspects démographiques au XIXè siècle


  • Sainte-Marie : quelques aspects démographiques au XIXè siècle
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 21-22, 1985, pp. 79-92

    Auteur : Rainibe D.

    Mots clés : POPULATION/STATISTIQUES/1845-1881/DEMOGRAPHIE HISTORIQUE/MADAGASCAR/TOAMASINA/ANALANJIROFO/SAINTE MARIE

    [ EN ] Successive sources, rather unusual in Madagascar and in the XIXth century allowed to underline the mai features of the population of Sainte-Marie island between 1845 and 1881. A rather heterogenous group with a dominant malagasy element, this population remained stationary. Within forty years, it only increased from 6269 to 7179. Another feature : the migratory movements seem to have had a great influence upon its various components (relating to age, sex…).

    Mahalana dia mahalana mihitsy no ahazoana mamakafaka ny toetoetry ny mponina teto Madagasikara talohan’ny taonjato faha-XX, noho ny tsy fahampian’ny rakitry ny ela ; azo natao izany ho an’ny nosy Sainte-Marie satria voatahiry any Frantsa ireo fanisana isan-karazany (mponina, teraka, maty…) mikasika ireo zanatany frantsay tranainy tahaka an’io nosy io. Rah any tarehi-marika no dinihina dia zavatra roa loha no tena misongadina mikasika ny mponin’i Sainte-Marie nandritra ny taonjato faha-XIX :
    - kely dia kely ny fitombon’ny mponina noho ny habetsahan’ny maty indrindra indrindra ;
    - endrika isan-karazany no nisehoan’ny fifindra-monina niainan’ireo karazan’olona nonina tao.
    Azo heverina ho tahaka izany ihany koa ny toetry ny mponina rehetra teto amin’ny Nosy tamin’izany vanim-potoana izany.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés