Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > SURVEY ARCHEOLOGIQUE DE LA REGION DE L’AVARADRANO


  • SURVEY ARCHEOLOGIQUE DE LA REGION DE L’AVARADRANO
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Rapport préliminairepar Susan KUS et Henry WRIGHT
    traduit par Pierre VERIN



    [MGA] Ny fototry ny fikarohana dia ny famantarana sy fifantenana Ireo tanana haolo ilaina mba hanazavana ny fiovana ara·toekarena,·ara·politlka ary ara·tsaina teto Imerina. Teo anelanelan’ Ambohidrablby sy Ambohlmanga Indrlndra no niasa . Noraslna ny lovantsofina ary nojerena ny rakltra tavela rehetra hitan’ny maso toy ny fasana, vatolahy fitaovana samihafa. Araka ny fandinihana ny endrlk’ireo karazam-bakoly voangona sy ny toetry ny trano, dia azo lazaina fa nlsy vanlm·potoana roa lehlbe nlfanesy : ny vanlm·potoanavoa voalohany nohltana ny dlngana fiekena,ny Antanambe (nahamaro ny mponina)ary nv Ankatso. Ny vanim·potoana faharoa’ taorlan ’lzay kosa dia ny nisehoan’ny dingana Angavobe, ny Ambohidray (nitrangan ’ny tanana madinika maro), ary niafara tamln’ny fiovona goavana tamln’ny fotoanan’ny Kaloy nipoiran’ny tanandehlbe mafy fiovana. Tsy mora ny mampifandray ny olona amln’ny toerana heverlna hononenanv. Mety hanazava lzany nv lovantsofina nefa ny fanohizana nv fikarohana arkeolojika amin’ny farlfra Iny no hahafahana manaporofo ny fiore-nan’ny Fanjakana teto anivon-tany.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés