Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > RECONNAISSANCE ARCHEOLOGIQUE DANS LA MANANDONA (VAKINANKARATRA)


  • RECONNAISSANCE ARCHEOLOGIQUE DANS LA MANANDONA (VAKINANKARATRA)
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Victor RAHARIJAONA



    [MGA] Faritra mampisaraka ny Merina sy ny Betsileo, 30km atsimon ’Antsirabe. ary tany lonaka amin.’ny fambolena (vary) i Manandona Nanomboka tamin’ny andron’Andrianampoinimerina, tamin’ny fiandohan ’ny taon-jatofaha-19 vao azo antoka fa nonenan’olona maharitra tao Ny fijerena sary nalaina avy eny ambony nonanompananany fikaro-hana. Hita avy amin’izany fa miorinaamin’ny andaniny roa amin’ny renira-non’i Manandona ireo tanàna haolo ka misy ny boribory hodidinina hadi-vory ny miendrika atody, ary ny telo lafy namihoatra mandeha tsiroaroa na milahatra. Eny an-tendrombohitrany sasantsasany àmin’izany, mipetraka eny amin’ny havoana ny maroary ny sisa izay heverina fa niorina vao hain-ganadia env amin’ny toerana iva akaiky tanimbary. Natao kely velarana ireny tanana ireny mba hahamora ny fiarovana azy : 125 m ka hatramin’ny 250m eo ihany ny savaivony. Nanampy tamin’ny fanadihadiona koa ny fitsidihana teny an-toerana satria mampiseho izay tsy hita amin’ny sary. Misy amin’ireo tanana hafa no mbola onenana mandraka ankehitriny. Misongadina ao anatin’izy ireny ny kianja filanonano. ny fidirana hety, ny fitehirizam-bary (vitsy), ny fahitro ary ny fasana. Fanangonana ny rakitra hita tety ambony tany moa nonotanterahina ka toerana roa monja nonahitana fitaovana vita tamin’ny vy, fa ny amin’ny tany nobetsaka ory ny vato amin’ny tamboho . Mbola mitaky fanohizana sy fandalinana bebe kokoa ity asa ity.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés