Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > PROBLEMATIQUES DE LA RECHERCHE EN ETHNOBOTANIQUE A MADAGASCAR


  • PROBLEMATIQUES DE LA RECHERCHE EN ETHNOBOTANIQUE A MADAGASCAR
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : RAHAGARISON



    [MGA] Vao haingana, nanombokateo amin’ny 1940 nonivelaran’ny fandi-nihana ny fifandraisan’ny olombelona amin’ny zavamaniry manodidinaazy. Lafiny telo no itrangan’ny olana amin’io sampam-pahalalana io :- Eo amin’ny lafiny zavamaniry : marobe ny karazan-javamaniry hitaeto Madagasikara (12.000 eo), ka ny anjaran’ny mpandinikadia ny manaso-kajy azy ireny sy ny manome anarana siantifika azy avy.- Eoamin’ny lafiny fifandraisan’ny zavamaniry amin’ny olombelo-na : raha 13eo ho any fifandraisan’ny zavamaniry amin’ny olombelonaeoamin’ny fiainana andavanandro, dia tsy maintsyhalalininatsirairay izy ireo.Ohatra ny fifandraisana amin’ny sakafo hanina naamin’ny fitsaboana. Mitakyfanasokajiana ireo araka ny toetrany, ny fiaviany, ny fampiasana azy. sns. Eo amin’ny lafiny olombelona(ny Malagasy) : mihoatra lavitra ny18ny amsoina hoe foko eto Madagasikara.Samy manana ny fomba amam-panaony sy ny fadiny avy anefa izy ireo, ka mampanahiranany fandinihanany fifandraisan’ny mponina sy ny zavamaniry izany.Nymombany sakafo, ny fitsaboana ary ny poizinanoefa nisy nanaofikarohana hatramin’izao teto Madagasikara, saingy i/aina ny fiaraha-miasan’nysampandraharaha isan-tokony mba hahalavorary ity fandihihana iray vaovao ity.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés