Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Nineteenth century food trade in western Indian Ocean


  • Nineteenth century food trade in western Indian Ocean
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 37-40, 1993-1994, pp. 167-180

    Auteur : Okoth P.G.

    Mots clés : ALIMENTS/DENREES ALIMENTAIRES/COMMERCE/HISTOIRE ECONOMIQUE/19E SIECLE/OCEAN INDIEN OCCIDENTAL

    [ FR ] La préoccupation de la majorité des historiens économistes non-occidentaux concernait l’expansion du marché mondial et le commerce effectué au sein de « la périphérie ». Dans ce sens, il n’en reste que très peu pour le commerce des denrées alimentaires entre « le centre et la périphérie ». Pour les historiens économistes, seul l’impact de l’Occident constituait un souci majeur. Bien que nous ne négligions point l’impact mentionné ci-dessus, cette communication soutiendra qu’il y avait un important commerce de denrées alimentaires dans la région, lequel était lié à la pénétration capitaliste du XIXè siècle. En d’autres termes, il existait une énorme activité commerciale dans le domaine des denrées locales qui s’est maintenue durant le XIXè siècle. C’est un domaine qui a été à peine étudié. Nous nous efforcerons de transcendr les questions qui dominaient la documentation, nommément celles qui concernent la destruction des manufactures locales et le progrès des exportations des cultures de rente coloniales. Dans cette communication, nous définissons l’oéan Indien occidental pour comprendre la côte orientale de l’Afrique jusqu’à la Baie de Delagoa, la Mer Rouge, le Sud de l’Arabie, le Golfe Persique et la côte Ouest du sous-continent indien. Prenant le littoral entier, nous inclurons leurs arrière-pays dans les limites de leur lien direct avec la production et le système d’échange. Il faut aussi inclure les îles de l’océan Indien occidental. Il ne s’agira pas d’une définition exclusive puisqu’il existe d’intéressantes connexions qui font snetir leur présence au sein du bassin océanique élargi.

    [ MLA ] Ny tian’ity asa ity havoitra dia ny hoe : ny ankamaroan’ireo mpanoratra tsy tandrefana ny tantara ara-toekarena dia diso nifantoka loatra tamin’ny fivelaran’ny tsena iraisam-pirenena sy ny varotra nisy teo amin’ny « afovoany sy ny sisiny ». Noho izany dia zara raha voakasika ny momba ny varotra sakafo teo amin’ny « afovoany sy ny sisiny ». Ny fiantraikan’ny nataon’ny Tandrefana ihany no tena notrandrahin’ny mpanoratra ny tantara ara-toekarena. Na dia tsy hanamaivana izany fiantraika voalaza izany aza anefa ity asa ity, dia hampiseho kosa fa tena nisy varotra sakafo niroborobo teo anivon’ity faritra ity, ary nifandray tamin’ny fidiran’ny kapitalisma tamin’ny taonjato faha-19 izany. Midika izany fa tena nisy asam-barotra mikasika ny sakafon’ny tompon-tany nandritra ny taonjato faha-19 manontolo. Mbola tsy voatrandraka araka ny tokony ho izy io sehatra iray io. Raha hanoratra ity asa ity izany ny mpanoratra dia hiezaka hanao jery kina ny fanontaniana manjaka ao amin’ny asa soratra rehetra, dia ny fandravana ny orinasan’ny tompontany izany, sy ny fitomboan’ny fanondranana ny vokatry ny fambolena nentin’ny fanjanahan-tany. Ny atao hoe : Faritra andrefan’ny ranomasimbe Indiana dia ny morontsiraka atsinanan’i Afrika, avy any atsimon’ny helodrano Delagoa, ny Ranomasina Mena, ny Atsimon’i Arabia, ny Helodrano Persika ary ny morontsiraka andrefan’ny zana-kontinenta indiana. Sady hahakasika ny morontsiraka ity as ity no hisahana ihany koa ny anivontaniny raha toa ka nifandray mivantana amin’ny Faritra andrefan’ny Ranomasimbe indiana. Tsy misahana famaritana hafa velively akory ity satria nisy fifandraisana nanana ny lanjany koa teo anivon’ny ranomasimbe midadasika kokoa.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés