Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Navian’ny tsangan-tsainy


  • Navian’ny tsangan-tsainy
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 25-26, 1987, pp. 31-40

    Auteur : Tsitindry J.-B.

    Mots clés : MALGACHES/ANTAKARANA/MONARCHIE/MŒURS ET COUTUMES/TSANGATSAINA/HISTOIRE/MADAGASCAR/ANTSIRANANA/AMBILOBE

    [ EN ] A myth tells the origin of the tsangatsainy ritual : a Zafinifotsy king unable to resist to the Zafinimena ran away to Maroantsetra. There was a young girl gifted with magical powers, such as getting grilled bananas in the bottom of the river. She promises the king to recover his kingdom but he had firstly to cut a very high tree in the forest of life to secure the foundation of the kingdom.

    [ MLA ] Araka ny fitantaran’ny angano iray dia toy izao no niandohan’ny tsangantsainy. Raha nandositra tany Maroantsetra ity mpanjaka Zafinifotsy fa tsy nahatohitra ny Zafinimena dia nisy tovovavy kely iray nanatona azy. Manankery nahagaga izy io satria afaka nisitrika any anaty rano maka akondro natono. Nampanantena an’ilay mpanjaka izy fa hiverina aminy ny fanjakany, kanefa tsy maintsy hanapaka hazo faran’izay avo avy an’ala aloha mba hahamafy orina ny fanjakana.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés