Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > NOTES SUR LES INDUSTRIES DE PIERRE TAILLEE DANS LE SUD DE MADAGASCAR.


  • NOTES SUR LES INDUSTRIES DE PIERRE TAILLEE DANS LE SUD DE MADAGASCAR.
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Chantal RADIMILAHY et Henry WRIGHT



    [MGA] Ireo fikarohana arkeolojika natao tato anatin’ny roapolo taona farany dia samy nanamafy ny fahaizan’ny Malagasy nanerana ny faritra maro teto amin’ny Nosy , niasa ny bakoly sy ny vy . Fa tsy mba toa izany kosa ny amin’ny vato asaina . Nahitana vatovanja fanao aminany basy ihany hatramin’ny taon-jato faha 17 tamin’ny tanana haolo sasany, indrindra tany avaratra, nefa tsy fantatra kosa ny fampiasàn’ny tany atsimo ny voto asaina. Toerana tranainy roa no nahalalana izany. Ny voalohany Ampasimahanoro renivohitry ny Maro-seranana fahiny, any amin’ny faritany Mahafaly,dia sady niasa ny vato teoan-toerana nonampiditra avy any ivelany. Ny faharoa, Ankara-Andindo any Androy koa dia azo lazaina hotoa izany ihany satria nahitana rakitra tavela. Nofantenan’ny olona tsara loko tamin’Ireny ’vato ireny ka nataony firavaka. Ny fikarohana aoriana no hahafahana manome ny antsipirihany, kanefa dia efa azo ambarafa tsy mihoatra ny taon-jato faha-17 sy fah-18 akory ny fiasana ny vato tany atsimo.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés