Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Les Difficultés d’une politique coloniale : le café de Madagascar à la (...)
-
Les Difficultés d’une politique coloniale : le café de Madagascar à la conquête du marché français (1930-1938)
Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 21-22, 1985, pp. 277-305Auteur : Fremigacci J.
Mots clés : CAFE/INDUSTRIE ET COMMERCE/EXPORTATIONS/1930-1938/MADAGASCAR
[ EN ] It was in the 1930’s that coffee became, by far, the main export from Madagascar. However, the rather significant conquest of the metropolitan market never was the result of a clearly defined and properly organized policy. Its various stages reflected the internal quarrels of the colonial society and conflicts of interest within the imperial frame. Helped by a local administration which, at least at the start, knew little of economic realities, the settlers got a high support price which unexpectedly encouraged the rapid development of a competitive coffee production by local farmers. To neutralize the Havre businessmen who tried to keep up their ancient ties with Brazil, the decisive help from the metropolitan government was to be paid by an important reduction in the market price. The development of the coffee production in Madagascar is paralleled by a structural change which illustrates the mutation from the traditional plantation type economy of old to neo-colonialism which forecasts modern underdevelopment.
[ MLA ] Teo anelanelan’ny taona 1930 sy 1940 no nahatonga ny kafe ho voalohany indrindra amin’ny entana haondrana any ivelany. Anefa tsy vokatry ny lamina maty paika akory izany fahazoany ny ampahan’ny tsenan’ny firenena foibe izany. Ny zana-tohatra samihafa nahatongavana amin’izany dia nitaratra ny ady nisy tao anatin’ny fiaraha-monina anatiny sy ny fifanipahan’ny tombontsoa teo anivon’ny samy zanatany. Ny fihetsiketsehan’ny voanjo mpanorim-ponenana frantsay tohanan’ny fanjakana teto an-toerana izay tsy nahalala loatra ny fandehan’ny toe-karena dia nahazoany vidim-bokatra lafo ; ny naterak’izany dia ny fandrosoan’ny vokatra kafe nambolen’ny tantsaha malagasy. Eo anilan’izany, tsy azo ny fanohanan’ny fanjakana foibe raha tsy nisy ny fihenan’ny vidim-bokatra, fanohanana izay manakantsakana ny tombotsoan’ny mpamongady ao Le Havre izay niezaka hitazona ny fifandraisany hatry ny ela amin’I Brésil. Ny fandrosoan’ny famokarana kafe teto Madagasikara izany dia niaraka tamin’ny fiovana ara-drafitra : nilaozana ny toe-karen-janatany nis hatrizay ary niditra kosa amin’ny fanjanahantany vaovao izay fambara ny maha tany an-dalam-pandrosoana ny firenena ankehitriny.
Télécharger