Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Le Commerce allemand à Tananarive et Antsirabe de 1877 à 1914


  • Le Commerce allemand à Tananarive et Antsirabe de 1877 à 1914
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 29-32, 1989-1990, pp. 417-431

    Auteur : Raminosoa Ramahery B.S.H.

    Mots clés : COMMERCE INTERNATIONAL/COMMERCE EXTERIEUR/COMMERCANTS ALLEMANDS/1877-1914/MADAGASCAR/ANTANANARIVO/ANTSIRABE

    [ EN ] Germany did not trade with Madagascar as much as France and England in the second half of the nineteenth century. Still, seven firms which came mainly from Hamburg, and the D.O.A.G. managed to remain second and fifth despite the “competition”. Until 1914, the fateful date, German trade on the central Highlands had been represented by O’Swald, a company established at Analakely, Tananarive and dealing with importation, exportation and sea transport and by a branch of Soost and Brandon in Antsirabe.

    [ MLA ] Tsy dia nanao fifanakalozana ara-barotra loatra tamin’i Madagasikara toy an’i Frantsa sy i Angletera akory i Alemana nandritra ny tapany faharoa tamin’ny taon-jato fahasivy ambin’ny folo. Na dia izany aza dia nisy tranom-barotra fito avy any amin’ny tanànan’i Hambourg indrindraindrindra teto Madagasikara ankoatra ny D.O.A.G. Mbola nahatana ny laharana faharoa sy fahafito teo amin’ny fifanakalozana amin’ny any ivelany ny Aleman a dia teo azan y fifaninanana. Mandrapahatongan’ny taona 1914 izay nampiova zavatra betsaka dia ny masoivohon’ny Soost and Brandon tany Antsirabe ary ny fikambanam-barotra O’Swald, tao Analakely, Antananarivo no tranom-barotra alema niasa taty amin’ny faritry ny afovoan-tany ka nisahana fampidirana sy fanondranana entana ary fitaterana an-dranomasina.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés