Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > La Politique royale dans la province d’Antomboka au lendemain du traité de (...)


  • La Politique royale dans la province d’Antomboka au lendemain du traité de paix de 1885
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 25-26, 1987, pp. 283-293

    Auteur : Esoavelomandroso M.

    Mots clés : MERINA/MONARCHIE/GOUVERNEMENT/POLITIQUE/ANTOMBOKA/ADMINISTRATION/1885-1890/MADAGASCAR/ANTSIRANANA

    [ EN ] In the province of Antomboka the Diego-Suarez zone given to the French after the French-merina war of 1883-1885, royal officers did not succeed to get populations support in front of the attraction of Diego-Suarez, fast expanding harbour and « land of freedom ».

    [ MLA ] Noho ny fifanarahana tamin’ny taona 1885 dia lasan’ny Frantsay ny faritr’i Diégo-Suarez. Ny asa notanterahina mba hananganana tanàna sy seranana lehibe, ary ny filazana fa manjary olona afaka ireo andevo tonga ao, dia nanosika ny ampahany tamin’ny vahoaka nonina tany amin’iny faritra iny, ho any Diégo. Noho izany, sahirana mafy tokoa ireo Manamboninahitra teo am-panefana ny adidy nankinina taminy.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés