Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 1 > LES TACHES DE L’ARCHEOLOGIE A MADAGASCAR


  • LES TACHES DE L’ARCHEOLOGIE A MADAGASCAR
    Annales de l’Université de madaqascar Série Lettres et Sciences Humaines

    auteur : Hubert DESCHAMPS



    [MG] Notsiahivin’ Andriamatoa Hubert DESCHAMPS ny asa efa vi-tan’ ireo « mpampianatra, mpialolia làlana antsika, nanam-pahaizana tokoa momba ny Malagasy ». Faly izy mahita ny fandrosoana vaovao eo amin’ ny Arkelojia izay mampiasa ny teknika fanao amin’ ny « protohistoire » (fahalalana ny Tantara talohan’ ny nitrangan’ ny soratra)mba hamantarana ny lasa : fandinihana ny vohin’ ny tany, fihadiana ny atin’ ny tany fantatra fa nonenan’ ny olombelona, fandinihana ny vovom-boninkazo (pollen) sy ny biby. Ireny rehetra ireny dia manampy antsika ary ahazalioantsika mamantatra ny tantara hatramin’ ny Mala-gasy voalohany tamin’ ahatongavany teto ka hatramin’ ny taon-jato faha-XIX.Tokoiiy hiara-miasa mba hanajana ny zava-miafina ao amin’ ny fiandohan’ ny fianarana hafa ny Malagasy, toy ny fianarana miikasika ny ranomasina, ny fianarana ny teny, ny fianarana ny toetoe-batan’ ny olombelona, ets...

    [ENG] Hubert DESCHAMPS reminds us of work alrcady accomplished by « our masters, the great earlier specialists on Madagascar »,and hails the new age of Archaelogy, bringing the application of the techniques of pro.ohistory to the exploration of the past : surface surveys, excavations. zoological and pollen analyses will contribute to tracing back the history of the early Malagasy from their first settlements to the 19 th century ; but beyond that, other branches of study such as occeanography, maritime technology, comparative ethnography,linguistics, physical anthropology must collaborate closely to throw light on the mystery of tlie Malagasy origins.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés