Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 9 , 1982 > LE MUSEE D’ART ET D’ARCHEOLOGIE 1970-1980


  • LE MUSEE D’ART ET D’ARCHEOLOGIE 1970-1980
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : J.A. RAKOTOARISOA



    [MGA] Nadia nolazain’ nympanjanan-tany aza fa « tsy manan-tantaranyAfrikanan, dia tsapa ankehitriny nyanjara asa lehibe miandry nyMusée d’Art et d’Archéologie aoana tin ’ny Tqlom-piavotam-pire-nena Malagasy.Nyarkeolojia mantsynoafaka manome porofomivaingana mikasika nyady na treh in , nymponina taloha teo amin’nyfiarovany nyainy, ny fanatsarany nyfiainany, ary nyfiarovanysy fampivoarany nyfiaralta-monina. Ary nyfahafantarana sy fam-pahafantarana izany dia mety hanazava ny safidy napetraky nyvahoaka malagasy ankehitriny.Marony fikarohana efa natao tao ana tin’ny folo taona lasa.Tsy ampahafirin’ nyasa miandry anefa izany. Maika dia· maika nyfanaovana nysarintany arkeolojikan’ i Maoogasikara satria metyhopotika tanteraka sy hovery mandrakizay ireo zavatrasarobidy voa-tahirin’ nytanintsika, raha tsy vita nyfandraiketana azy an-tsoratra.

    [ENG] Many people tend to consider archaeologyasa branch of histo-rical study. However, it is necessary to define a new approachto Malagasy archaeology. Anthropology, linguis tics, ethnology,have not yet been able to establish the date of the arrivai of theProto-Malagasy, or the ma’nnerof the occupation and conquest ofthe island. Archaeologyhas to discover new information . . ;Since 1970, the Musée d’Art et d’Archéologie has instigatedresearch in various partsof Madagascar. It is impossible to state indeta il the numerousactivities of the Musée for the last 10years.Wegive someexamples :- pure archaeological research- teaching- publications- exhibitions- filmsThis year, if is hoped to initiate long-term research includingthe inventory of ail archaeological sites in the country.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés