Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 1 > LE CONTEXTE OCEANIQUE DES ANCIENNES MIGRATIONS : VENTS ET COURANTS (...)


  • LE CONTEXTE OCEANIQUE DES ANCIENNES MIGRATIONS : VENTS ET COURANTS DANS L’OCEAN INDIEN
    Annales de l’Université de madaqascar Série Lettres et Sciences Humaines

    auteur : Gérald DONQUE



    [MG] Soa ihany fa nohazavain’ Andriamatoa G. DONQUE ny làlana an-dranomasina momban’ ireo razamben’ ny Malagasy. Tokony hotsi-pahina ireo fanazavana mihevitra fa tsy maintsy nanaraka itsy làlana itsy izy na iroa nohon’ ny toe-javatra samy hafa (fandehan’ ny rivotra,rian-dranomasina, vtc ...). Na izany aza anefa, toa azo atao kokoa ny lalana manaraka ny morontsiraka atsimon’ i Azia sy Afrika, ary ny fitana nv andilan’ ny ranomasin’ iMozambika noho ny fanarahana ny rian-dranomasina ekoatorialy-atsimo. Tsy manambara akory izany fa azo tsipahina avy hatrany ity hevitra farany ity.

    [ENG] G. DONQUE successfully clears up the question of the sea-routes-probobly followed by the Proto-Malagasy. Any deterministic inter-pretation, whether positive or negative, should be rejected. However,the routes along the south Asiatic and African coasts and across the Mozambic Channel seem more practicable than a route following the great South-Equatorial current, though this latter hypothesis should not be entirely discarded.

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés