Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 1 > LA COSMOGRAPHIE MALGACHE suivie de L’ENUMERATION DES POINTS (...)


  • LA COSMOGRAPHIE MALGACHE suivie de L’ENUMERATION DES POINTS CARDINAUX ET L’IMPORTANCE DU NORD-EST
    Annales de l’Université de madaqascar Série Lettres et Sciences Humaines

    auteur : Jean-Claude HÉBERT



    [MG] Iaralia-mahalala ny hevitra notsoahan’ i DAHL amin’ ny fampita-liana ny anaran’ ny vazantany efatra any Indonezia sy eto Madagasi-hara. Ny fandalinana ny kosmografia taloha teto Madagasikara diariiety hanampy amin’ ny fanavaozana ny hevitra momba ny tantaran’nj fahaizana aram-pahalalana. Hatramin’ izao anefa dia mihevitraia ka fa tsy nanao ahoana loatra ny fahalalan’ ny taloha ny kosmo-giafia, satria kely dia kely ny zavatra fantatsika momba izany. Nodi-nihan’ i HEBERT tsirairay avy ny teny rehetra momba ny lanitra, nyrnasoandro, ny avana, ny volana, ny fanakona-masoandro, ny kintana.llay antokon-kintana atao hoe Asara sy Asotry dia nanaiiipy tokoatamin’ ny fahaiza-mandeha an-tsambo taty amin’ ny tapaka atsimoii’r.y tany ; toy izany koa ny kintana te10 noho refy. Ny sasany amin’ ireodia avy amin’ ny Indonezia ary be ihany ny avy amin’ ny Arabo.

    [ENG] We know to what good account O. DAHL turned the names ofthe cardinal directions in Indonesia and Madagascar. A closer investi-gation of the ancient Malagasy cosmography may contribute to theestablishment of new hypotheses on cultural history, but, up to date,our restricted knowledge has indicated that this cosmography was verylimiied. HÉBERT studies one after the other the words relating to thesky, the Sun, the rainbow, the moon, eclipses and the stars. Aniongthe latter, Magellan’s clouds played an important part in the nauticalart of the southern heinisphere, as did perhaps Orion’s Belt ; part ofthe terminology is of Indonesian origin, but the Arab element is notcworthy.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés