Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 9 , 1982 > L’ITINERAIRE DE FRERE GASPAR DE SAN BERNARDINO : UNE VISITE PORTUGAISE A LA (...)


  • L’ITINERAIRE DE FRERE GASPAR DE SAN BERNARDINO : UNE VISITE PORTUGAISE A LA COTE OUEST DE MADAGASCAR EN 1606
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur Vincent BELROSE-HUYGHCES



    [MGA] Natonta printy voalohony tao Lisbon tamin’ny taona 1611 ny boky Itinerario da India por terra ate a Hha de Chipre. Ity boky ity dia tsy fantatra mihitsy hotramin’ izao. Frera Gaspar de Son Bemordino no mpanoratra,mompera fransislama portiogey izy. Tsy fantatra loatra anefa ny momba ny fiainany afa tsy izay zavata lazainy ao anatin ’ ny bokiny.Mitantara ny diany io boky io, ny lalany tany Goa nankany Jerosalema ary ny loza nahazo ny sambany tamin’ ny helo-dranon’i Boina tamin’ ny taona 1605, folo taona eo ho eo talohan’ ny fandalovan’ ny Luis Mariano, mompera zezoita malaza. Ny zavatra notantarain’ i Gaspar de Son Bemordino dia mampahafantatra be kokoa ny faritany avaratra-andrefana tamin ’ izany fotoano izany, ny mpïvarotra silamo avy any Afrique atsinanana ary ny Portiogey.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés