Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > L’Etat et les esclaves au XIXè siècle : l’importance des années (...)
-
L’Etat et les esclaves au XIXè siècle : l’importance des années 80
Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 37-40, 1993-1994, pp. 143-166Auteur : Rantoandro G.A.
Mots clés : MERINA/MONARCHIE/ESCLAVAGE/ABOLITION/1877/MADAGASCAR
[ EN ] After the liberation of Mosambika in 1877, the new royal legislative royal texts of the second half of the XIXth century contain articles concerning slavery. The ceasing of the freemen enslavement for insolvency or for any other reasons, the prohibition of the slave trade are the principal aspects. Those changes would let believe that the system was doomed to disappear, British Missionaries, believing it, in any cases and encouraged the emancipation of slaves or their condition easing, in their lectures, and in their various interference over the fithful Malagasy people. Those attempts had as a reaction nothing but hostility and upwar. The fact was, that the system is deeply rooted in the customs and in the social institution of that period. The Malagasy slavery had still to exist until the abolition dictated by France in 1896.
[ MLA ] Tao aorian’ny fanafahana ny Masombika (1877) dia mbola nisy ireo fehezan-dalàna mikasika ny fanandevozana ; “Ny Ambaniandro tsy mba very intsony” ary ny fandrarana ny varotra olona no nisongadina indrindra tamin’ireny. Izany fiovana izany dia nety niheverana fa ho foana tsy ho ela ny fanandevozana ; anisan’ny nino izany ireo misionera anglisy. Koa na tamin’ny toritenin’izy ireo, na tamin’ny fifaneraserany tamin’ny mpiangona, dia namporisika azy ireny hanafaka na hanatsara ny fitondrana ny mpanompon’olona. Tsy vitsy no tsy faly tamin’ny misionera noho izany ; mbola tena lali-paka teo amin’ny fomba amam-panao sy ny fiaraha-monina mantsy ny fanandevozana ary tsy foana tanteraka raha tsy ny taona 1896 rehefa tonga ny Frantsay.
Télécharger