Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > L’Effondrement de l’autorité royale dans la région de Betafo à la fin du XIXè (...)


  • L’Effondrement de l’autorité royale dans la région de Betafo à la fin du XIXè siècle (1885-1895)
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 29-32, 1989-1990, pp. 307-317

    Auteur : Esoavelomandroso M.

    Mots clés : MERINA/MONARCHIE/RESISTANCE AU GOUVERNEMENT/CONFLITS SOCIAUX/1885-1895/MADAGASCAR/ANTANANARIVO/VAKINANKARATRA/BETAFO

    [ MLA ] Teo anelanelan’ny taona 1885 sy 1895 dia noporetin’ireo tompon’andraikitra samihafa amin’ny fanompoana sy fandoavam-bola sesilany ny faritr’i Betafo – dia ireo tompon’andraikitra nalefan’ny fitondran’andriana hiadidy io toko faha-6 amin’ny faritr’i Merina io. Lany andro amin’ny adilahy ireo mpitondra fanjakana sivily sy miaramila ; mifanara-tsaina kosa izy rehefa hampahory sy hitsentsitra ny vahoaka izay nandry tsy lavo loha.
    Iny faritr’i Betafo iny, izay nifanjevon’ny ady lava teo amin’ny foloalindahy sy ny Sakalava na teo amin’ny miaramila sy ny jirika na tontakely dia porofo mivaingana mampiseho fa samy hafa ny faritra voafehy sy ireo izay heverina ho eo ambany fahefan’ny andriana, ary izany dia mitory fa efa miharava ny fitondran’andriana.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés