Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > L’Association Bwami des Balega du Maniema : dynamique interne et fondements (...)
-
L’Association Bwami des Balega du Maniema : dynamique interne et fondements du pouvoir
Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 37-40, 1993-1994, pp. 81-94Auteur : N’Sanda B.
Mots clés : CONGOLAIS/BALEGA/LEGA (PEUPLE D’AFRIQUE)/PERSONNES AGEES/BWAMI/POUVOIR (SCIENCES SOCIALES)/CONGO (REPUBLIQUE DEMOCRATIQUE)/MANIEMA
[ EN ] The Balega are forest-living population inhabitants of Maniema in Zaïre. In the political field, the power is run by a kind of superstructure called “Bwami”. It is a matter of gerontocratic association which members being considered as elders come from different families composed by many Balega clans. The Legas’Bwami constitute a strong authority power in this society. But apparently, it doesn’t exert any accurate power. The Bwami does not decree any law, not maintain any policy, not even participate in any administration. However, his power is there, permanent and omnipresent.
[ MLA ] Mponina any an’ala ny foko Maniema any Zaira. Ara-pitondrana dia vondron’ny zokiolona notsongaina tamin’ny fianakaviana maro avy amin’ny tarika isan-karazany ; “Bwami” no anaran’izany. Raha ny fisehoana ety ivelany no jerena dia tsy manam-pahefana tena voafaritra mazava izy io : tsy mamoaka lalàna, tsy ao amin’ny fitondrana ary tsy misahana ny fandriampahalemana. Raha ny fiainan’ny mpiara-monina kosa anefa no dinihina dia tena ny “Bwami” no tompon’ny fahefana sy mitantana.
Télécharger