Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 1 > INDONESIAN CULTURE AND MALAGASY ORIGINS


  • INDONESIAN CULTURE AND MALAGASY ORIGINS
    Annales de l’Université de madaqascar Série Lettres et Sciences Humaines

    auteur : Wihelm G. SOLHElM II



    W. SOLHEIM dia nitantara izay fantatra ankehilriny momba ny sivilizasiona indoneziana tamin’ ny fiandohan’ ny arivo taona voa-lohany amin’ izao fotoana iainantsika izao. Fahizay ny sasany tamin’izy ireo dia angamba nisaraka tamin’ ny maro ka nanaraka ny morony andrefana amin’ ny Ranornasina Indiana. Asehony ilay hevitr’ i MURDOCK momba ny toerana nisehoan’ ny koltora indoneziana ary tadiaviny izay marina amin’ izany, toy izany koa ny amin’ ny hevitr’ i LINTON momba ny << firaisamben’ i Azia Atsimo . Marihiny koa fa ny Fampitahana ny endriky ny vilaNy tany dia ahitana hevitra vaovao momba ny fifindran-tany taloha. Ny vilany tamiri’ ire0 razam-ben’ ny Malagasy avy amin’ ny tarazo Sa-Hiiynli-Kalanay. Ireo toerana nipe-trahan’ ny olona fahizay dia mety ahitana famaky vato, na vy sy fi-taovana hafa izay mitovy endrika amin’ ny any lndonezia tamin’ izany fotoana izany. Amin’ ny haingon-javatra kosa dia karazan’ ny avy any India na Afrika no tokony ho hita koa. Ny ainin’ ireo hevitra naroso momba ny toe-karena na fiainam-bahoaka kosa dia hita fa nanan-toerana lehibe teo amin’ ny fambolena ny tavy, ary tsy nisy kosa ny taninmbary tondra-drano. Izany toe-javatra izany dia nohamarinin’ ny fandinihana ny teny.

    [ENG] W. SOLHEIM establishes precisely what it known up to date of the ancient Indonesian civilisation at the beginning of the first ,millenary of our era, a period when some of its members perhaps broke away and emigrated to the western shores of the Indian Ocean. He set out and discusses MURDOCK’S theory of the Indonesian cultural impactand LINTON’S idea of a << South Asiatic Complex ». He also notes that the çontparative study of styles in pottery had .added new data to our knowledge of the ancient migrations. The pottery of the Proto-Mala-gasy of lndonesian origin is probably connected with the Sa-Huynh-Kalanay tradition. The oldest Malagasy sites may yield stone or metalaxes and adzes similar to the Indonesian shapes of this period. As to ornaments, wr must expect in addition a variety of types coming from Africa and India. As regards the assumptions about the ancient eco-namic and social system, we must note the importance of slash-and-burn agriculture and the absence of flooding in rice-growing, supositions apparently confirnled by linguistic research.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés