Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Fokonolona et cognatisme à Madagascar


  • Fokonolona et cognatisme à Madagascar
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 23-24, 1986, pp. 17-34

    Auteur : Randriamarolaza L.P.

    Mots clés : COMMUNAUTE/FOKONOLONA/ANTHROPOLOGIE HISTORIQUE/MADAGASCAR

    [ EN ] Anthropological works in the malayo-polynesian field on one hand, C. Levi-Strauss’researches on cognatism on the other hand give prominence to the role of the “house” in undifferentiated kinship societies. The malagasy Fokonolona could find its origin in the preferential marriages between two foko, each foko itself constituted on several “houses” (tranobe). The comparison with similar social organizations in the Pacific, in south America or in east Africa suggest a wide area of malayo-polynesian influence.

    [ MLA ] Ny asam-pikarohana natao tany amin’ny faritra malay sy polynesiana dia mampivoitra ny anjara toeran’ny « trano » amin’ny fiaraha-monina nentim-paharazana. Ny fiavian’ny Fokonolona malagasy dia mety avy amin’ny fifanambadiana misy eo amin’ny foko anankiroa. Ny foko tsirairay avy dia samy manana tranobe maromaro. Ny fampitahana ny fokonolona eto Madagasikara amin’ny fandaminana ara-piharaha-monina mitovitovy aminy any amin’ireo nosin’ny Ranomasimbe Pasifika sy any Amerika atsimo ary amin’ny faritra atsinanan’i Afrika dia mampiseho ny fitaran’ny rafi-piaraha-monina malay sy polynesiana.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés