Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 3-4, (...) > Etude sur les populations Mikea du Sud-Ouest de Madagascar


  • Etude sur les populations Mikea du Sud-Ouest de Madagascar
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 3-4, janvier - décembre 1976, pp. 269-286

    Auteurs : Dina J., Hoerner J.-M.

    Mots clés : MALGACHES/MIKEA/ANTHROPOLOGIE HISTORIQUE/SOCIOLOGIE HISTORIQUE/MADAGASCAR/TOLIARA/ATSIMO ANDREFANA

    [ MLA ] Efa fantatra kokoa ankehitriny ny Mikea, dia ireo tanala monina any atsimo andrefan’i Madagasikara. Matoa ntaolontaolo ihany ny fiaimpiainany sady miorina amin’ny oty sy haza, dia mety ho noho izy ireo nandositra honina amin’ny toerana vita-nanahary sarotra ivelomana, tsy eken’ny Mikea mantsy ny faneriterena avy amin’ny fitondram-panjakana. Tamin’ny fotoana nanorenan’ny taranak’andriana avy any atsinanana ny fanjakan’andriana masikoro no nanomboka nitsoa-ponenana ny Mikea, fa nandositra ny fanjanahan-tany kosa ny maro amin’izy ireo.
    Na ahoana na ahoana anefa, dia Malagasy tanteraka ireo Mikea ireo raha ny lafiny toe-batana sy fiteny no dinihina, na dia tsy nisy lanjany firy teo amin’ny fiainany aza ny fivavahana sy finoana.

    [ ENG ] The forest-dwelling Mikea groups who are settled in the South-West of Madagascar are now fairly well-known. Because the Mikea refused to submit to the pressure of any forms of policy, they fled to an inhospitable environment, which explains their relatively primitive way of life based on fruit picking and hunting. Though the first group of Mikea refugees dates back to the time when Eastern dynasties built up the Masikoro Kingdoms, the majority of the Mikea simply shunned colonization.
    Nevertheless, the Mikea are definitely part of the Malagasy community, especially from anthropological and linguistic points of view, even though their religious life remains very simple.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés