Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 10 , 1986 > ECOLOGIE ETEXTINCTIONS DES SUBFOSSILLES DE MADAGASCAR


  • ECOLOGIE ETEXTINCTIONS DES SUBFOSSILLES DE MADAGASCAR
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Robert F DEWAR.
    traduit par Pierre VERIN



    [MGA] Misedra olana maro ny fanazavana ny antony nahafongana ireokarazam-biby nampinono sy voronasasantsasany velona teto Madagasikarataloha. Tsy fantatra marina mantsy nytoerana misy nytaolan’ireny biby ireny,ary tsy nohala/inina koa nyfanangonana nytaolan ’ireo karazana madinika.Betsaka no tsy hita intsony ireo karazan-drajako lehibe, mpandehaantoandro. Lazaina fa ny olombelona no nandringana azy ireny. Tsy azoantoka anefa tzany petrakevitraizany, satria nifototra fotsiny tamin’ireo kara-zana lehibe ny mpandinika.Mombanyvorombe, dia nahitana akoran’atodiny tam"in’ny toeranasasany akaiky fItoeran ’olona. Tsy fantatra izany natoerana fanatodizana irenynanyolona nihinana nytao anatinynonitondra azy teo. Sahala amin’izanykoa nymombanysokatra vaventy, biby mpihinana ahitra 1I0alohany sy nysokatra an-tanety tsikaritra tamin’ny faritra maro. Azci hellerinafa mbola uelonaireo sokatra va vent y ireo tamin’ny nahatongallan’ny olombelona,(taona 0-500) nefa taty aoriana dia tapitra ringana Izy ireo.Nisongadina tamin’ny live !oman’ny olona ny jono sy ny fihazana ka man-dringanany biby, nela misy fiantraikany tamin’ireo biby ireo koa ny toetany.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés