Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Archives > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Darafify dans l’espace social antambahoaka


  • Darafify dans l’espace social antambahoaka
    Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 23-24, 1986, pp. 5-16

    Auteur : Domenichini-Ramiaramanana B.

    Mots clés : MALGACHES/ANTAMBAHOAKA/HISTOIRE SOCIALE/DARAFIFY/LEGENDES/MADAGASCAR/MANANJARY

    [ EN ] In this study of the history of Darafify, the author opposes the idea that Darafify was the symbol of the first Muslims who came to the South-East of Madagascar ; she places the story against the social background of the Antambahoaka people as it can be seen nowadays. Thus for the span of time from the 7th Century onwards, the chronological sequence is established as follows : Darafify, Ravoaimena Andriamanavanana and Zafi(n-d)Raminia.

    [ MLA ] Fanadihadiana ny tantaran’i Darafify mifandray amin’izay tsinjo ankehitriny momba ny tontolom-piainan’ny Antambahoaka no entin’ny mpanoratra maneho fa tsy marim-pototra ny fiheverana an’i Darafify ho tandindon’ireo voalohan’ny “Silamo” tonga miorim-ponenana tao Atsimo-Atsinanan’I Madagasikara. Ary aminy dia toy izao angaha no fisesin’ny mpiavy manomboka tamin’ny taon-jato faha-VII : Darafify mialoha an-dRavoaimena Andriamanavanana, vao izay ny Zafi(n-d)Raminia.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés