Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 9 , 1982 > CHRISTIANISME ET RELIGION TRAIDlTIONNELLE ( L’exemple de l’Arindrano dans le (...)


  • CHRISTIANISME ET RELIGION TRAIDlTIONNELLE ( L’exemple de l’Arindrano dans le Sud Betsileo)
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Daniel RAHERISOANJATO



    [MGA] Naseho eto amin’ity lahatsoratra ity, izay ampahany avy amin’ilay fikarohana natao mombany tantaran’ ny fanjakan ’ Iarindrano,anatin’ ny Faritanin ’.i Fianarantsoa, .ny niandohan’ ny asan’ny-misionera katolika’sy protestanta tao amin’ ny faritr’ Iarindrano aryny vokatr’ izany teo amin , ny mponina rnanodidina.Tao Ambohimandroso notanàna nalaza nisy ny·tobynonenan’ny governora merina, solontenan’ Andriamanjaka, ary toerana voafi-din’ ireo misioneratonga voalohany tao an-toerana hofoibe nano-renan ’izy ireo sekoly sy trano fiangonana taorian’ ny fampandrian-tany na taon , ny miaramilan-dRADAMA 1 tamin’ ny taonjato faha-19.Tany ampîandohana dia niankina tamin’ ny fitondram-pan-jakan ’Andriamanjaha ny asan’ny misiona protestanta izay tongavoalohany tat:y Betsileo,dia ireo solontenan’ ny misiona L.M.S. avy any Londres, ary nahazo toerana lehibe teo amin’ ny fitondram-panjakana tao anaty Rova Antananarivo. tamin’ izany fotoana izany dia tonga raharaham-panjakana mihitsy ny fombam-pivava-1uma protestanta, na dia teo aza ny raharahan’ ny fampianaranan osahan in , ireo misionera anglisy nonina tao Ambohimandroso. Tsydia nisy fahalalahana na fitiavana hinoan’Andriamanitranozavà-niseho teo am-piandohana, fa terisetra sy fandrahonana no-naha-tonga· ny ankamaroan’ny mponina hokristiana tamin’ izany fotoanaizany. . Tsipihinamanokana eto anefa ny asa feno fandavantenanataon ;ingahy Thomas ROWLANDS mivady, tamin ’’nY taona1879izay niezakafatratra tokoa tamin’ ny fampianarana ny SoratraMasina sy·ny famolavolana ireo mpiasam-piangonana· tera-tany. ’voalohany tao an-toerana, ka tonga katekista sy evanjelista nanam-·pahaizanaary nalaza tamin’ ny asany tao Betsileo. Raha tamin’ ny taona 1871 no nanorime-ponenana taoIarindrano ny misionera protestanta, dia herintaona monja tatyaoriana kosa·no tonga niasa tao an-toerana indray ny misionera. katolika. Sahirar:z-tsaina ny mponina. Aiza nohaleha. Iza nohinoan-teny, ny mpiasam-panjakanasa ny mpitondrafivavahana ?Eoan-daninyiray dia mafytsy zakan’ ny hery aman’ aina ny fanompoam-panjakana nentin’ Andriamanjaka. Eo ankilany kosadia ’mahery taha/ta izany koa ny fanompoam-pivavahana nenti,n’ny mpitondra fivavahana vahiny sy- ny ifaninanana nataon’ nympiasam-piangonanamny antoerana. Tonga raharaha nifanolanan’nymaronyinoana kristiana sy ny raharahan ’ nyfampianarana.· katsy dia tonga lafatra araka izay ho izy ny fandrosoana ta-paha­lalana tao Iarindrano.Tsy nampiova velively ny inoana nentim-paharazana noha·jain’ ny mponina anefa ireny rehetra ;reny, ary ny fanenjehana nataon ’ny mpitondra fanjakana sy ny fifanolanana nisy teo amin’ny mpitondra fivavahana novao maikakoa nanamafy ny firaikemm·pony tamin’ ny fomba sy nyinoana nentin-drazana.

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés