Accueil > Documentations scientifiques > Revues archivées > Omaly sy Anio > Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume (...) > Aspects monétaires de la mainmise coloniale à Madagascar
-
Aspects monétaires de la mainmise coloniale à Madagascar
Omaly sy Anio (Hier et Aujourd’hui) : revue d’études historiques, volume 37-40, 1993-1994, pp. 199-206Auteur : Ralaikoa A.
Mots clés : COLONISATION FRANCAISE/FINANCES/MONNAIE/QUESTION MONETAIRE/BIMETALLISME/1895-1920/MADAGASCAR
[ EN ] The various studies on the currency used in Madagascar before and/or during the colonial rule are, after all, merely works on numismatics with the purposes of making its nature, composition, and evolution known. The framework of this contribution is the study of the relationships between currency and State at the end of the pre-colonial regime and at the beginning of the colonial rule. Indeed, France proceeded to eliminate progressively other currencies, as early as the royal period. However, at the beginning of the colonial rule, France had not yet succeeded in this effort. Is it an evidence of negligence or an evidence of colonial mediocrity ? Whatever the case may be, the French divisionary currencies brought to the island were not sufficient. They were quickly replaced by cardboard currency during the war. The colony had to wait until the beginning of the 1920s before it really was in keeping with the metropolis : the true start of the French State’s sovereignty on her colony in terms of currency.
[ MLA ] Ny asa fandinihana momba ny vola niasa teto Madagasikara taloha na nandritra ny fanjanahan-tany dia saika asa fandinihana fotsiny ny fombafomban’ireo vola (numismatique), izany hoe ny metaly nafangaro hanaovana ny vola sy ny fivoarany. Ity asa ity kosa dia mandinika ny fifandraisan’ny vola sy ny Fanjakana tamin’ny faran’ny fotoana nialiha ny fanjanahan-tany sy nandritry ny fiandohan’ny fanjanahan-tany. Niezaka manko i Frantsa nanafoana tsikelikely ny vola hafa rehetra nanomboka tamin’ny faha-mpanjaka. Tsy mbola tanteraka kosa anefa izany ezaka izany amin’ny fiantombohan’ny fanjanahan-tany. Manaporofo tsy firaharahana ve izany toejavatra izany sa mampiseho fahavotsan’ny mpanjanatany ? Na inona na inona nitranga, dia tsy ampy velively ireo vola frantsay mitsinjarazara nentina teto amin’ny Nosy. Vetivety dia nosoloina vola baoritra ireo nandritra ny ady. Niandry hatrany amin’ny taona 1920 tany ny zanatany vao tena niray volo tamin’ny fanjakana foibe : dia izay vao tena nanomboka ny fahefan’ny Fanjakana frantsay tamin’ny zanataniny rah any vola no tenenina.
Télécharger