Accueil > Documentations scientifiques > Revues récentes > TALOHA > TALOHA 12, 1994 > ANKADIVORY : TEMOIN D’UNE CULTURE DE L’IMERINA ANCIEN


  • ANKADIVORY : TEMOIN D’UNE CULTURE DE L’IMERINA ANCIEN
    Revue du Musée d’art et d’archéologie

    auteur : Solo RAKOTOVOLOLONA , Institut de Civilisations Université d’Antananarivo



    [MGA] Miavaka amin’ireo tanana haolo hita hatramin’izao tety afovoan-tany raha Anjkadivory satria tsy mba hita ho voahodidina manda na tamboha na hadivory izy . Raha jerena amin’ny sary an’habakabaka mantsy izy dia toa ireny tanimboly tsotra ireny ihany . Ireny mety ho fitaovana sisa tavela eny amny eny nefa mampiseo ny maha-azy io , satria rehefa natao ny fitrandrahana dia nahita vakin-tavilotra vita avy any ivelany tao . Izany hoe nisy ny fifaneraserana tamin’ny mponina tao sy ireo niaina tany amorontsiraka hatry ny taloha elabe tany . Ny fahitana ireo tapa-by sy taolan’omby tao dia mitany mpahay tantara handalina bebe kokoa ny momba ny lovantsofina satria raha ny tao Ankadivory izay efa nisy olona hatramin’ny taonjato faha-12 no dinihana dia talohan’Andriamanelo ireo olona tao no efa nahay nanefy vy ary efa talohan-dRalambo koa izy no efa nanomboka ny fihinanana omby.

    [FRS] Le site d’habitat d’Ankadivory diffère des autres anciens villages des Hautes-Terres centrales de Madagascar. Aucune forme de système défensif ni de délimitation matérialisée ne permet de le localiser. Sur les photongaphies aériennes, il ressemble seulement à une grande parcelle de terrain de culture. La reconnaissance intensive sur place a cependant permis sa découverte.
    Les vestiges archéologiques collectés en surface sont trés variés, mais la fouille a encore révélé des informations plus importantes. La découverte d’un fossé, de céramiques d’importation, de fragments d’objets en métal et d’ossements bovins, dans ce site dat" du XII ème siècle au XVème siècle conduit inévitablement vers la reconsidération des informations léguée par les traditions orales .

    Télécharger

© MESupReS 2009 - 2024. Mentions légales
(p) Secrétariat Général | Direction des Technologies de l'Information et de la Communication (DTIC)
Contact: dtic@mesupres.gov.mg - Tous droits réservés